| Entry (1/2) | 1 mikarama |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 karama |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mitady vola amin' ny alalan' ny asa: Be ny mikarama amin' izao andro izao Miasa ho an' olona ka mahazo vola amin' izany: Mikarama amin-dRakoto izy |
| Explanations in English |
9 [1.7] to work for wages |
| Explanations in French |
10 [1.8] être salarié |
| Entry (2/2) | 11 mikaramà |
| Part of speech | 12 imperative of active verb mikarama [Full list] |
| Root | 13 karama |
| Explanations in Malagasy |
14 [1.1] |
| Explanations in French |
15 [1.3] |
| Anagrams | 16 ikaramam, karamaim, mikarama, mikaramà |
| Updated on 2025/08/10 |
|