|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikasa
Fototeny  2 kasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso
5 Manapa-kevitra; maniry mafy: Mikasa tsy hivarotra intsony aho fa maty antoka foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to intend, to resolve [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir l'intention de, se proposer [1.3#315, 1.8]
8 projeter, former la résolution:
9 Nikasa handeha aho, nefa nijanona (J’avais l’intention de partir, cependant je suis resté) ~
10 Mikasa tsy hanao izany intsony aho (Je forme la résolution de ne plus faire cela)
[1.3#315]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  mikasà
Fototeny  16 kasa
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikasa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#316]

Fivaditsoratra  18 kamasy, 19 kamisa, 20 makasy, 21 masaky, 22 masika, mikasà, mikasa, 23 misaka, misakà, 24 samaky, 25 simaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27