Entry | 1 mikaviavia |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Root | 3 kaviavia |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#692] Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny |
Explanations in English |
5 [1.2#241] to seek to do something unseemly |
Examples |
6 [1.369#] Tsy hitany intsony izay fomba hifandraisana aminy, mikaviavia izy manao azy. 7 [2.528#] Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. |
Analogs | 8 midrahodraho, miraikiraiky, mitaraikiraiky, mitahontahona, mitsivaikavaika, mitsikondrikondry, mivozavoza, mitavozavoza, mitaveravera |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |