|
|
|
|

Entry1  mikendry
Part of speech  2  active verb
Root  3  kendry
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mitily: Mikendry vorona
Mitady hahazo: Tsy mikendry izany raharaha izany aho akory
Mikasa, manampo: Mikendry handeha izy rahampitso
Explanations in English  9  [1.7] to aim at; to have in view
Explanations in French  10  [1.8] viser; se proposer, avoir en vue

Anagrams  11  mendriky, mikendry

Updated on 2025/07/29