Entry (1/2) | 1 mikitrana |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 kitrana |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? |
Entry (2/2) | 10 mikitràna |
Part of speech | 11 imperative of active verb mikitrana [Full list] |
Root | 12 kitrana |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Anagrams | 15 ikitranam, manitrika, mikitràna, mikitrana, namikitra, nitraikam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |