Entry | 1 mikorandendina |
Part of speech | 2 active verb |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikorandendina hahandro vary ho azy indray |
Synonyms | 8 mikondendy, mikondendina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |