Entry | 1 mikotroka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 kotroka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory |
Explanations in English |
9 [1.7] to thunder; to roar, as a cascade, etc |
Explanations in French |
10 [1.8] tonner; faire du bruit comme une cascade |
Vocabulary |
11 Sound |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mikotroka |
Anagrams | 13 mikokotra, mikotroka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |