Entry (1/2) | 1 milaika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 laika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao Mandihy amim-pahamendrehana, misonenika, toy ny fanao amin' ny lanonam-pamorana |
Examples |
9 [2.470] Noroahiny hihahaka teny an-tsaha ny omby ary indry miverina, milaika tsimoramora hamonjy tanàna. |
Entry (2/2) | 10 milaikà |
Part of speech | 11 imperative of active verb milaika [Full list] |
Root | 12 laika |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Anagrams | 15 alikaim, ikaliam, ilaikam, kilamay, laikaim, may kila, mialaky, mikalia, milaikà, milaika, miliaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |