Entry | 1 milanja am-betraka |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 milanja, ambetraka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fomba filanjana olona, na biby, na zavatra tsy maintsy ilana olona roa, toy ny marary fonosina anaty lamba, ka ny iray amin' ny mpitondra avy eny amin' ny lohany, ny iray avy any amin' ny tongony |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |