|
|
|
|

Teny iditra1  mila voa tsy ary
Singan-teny  2 mila, 3 voa, 4 tsy, 5 ary
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 (izay soratana teny iray koa matetika: voatsiary): mitady zavatra tsy azo atao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 To desire to get what does not exist. [1.2]
9 (lit. to seek fruit not yet formed) to make unreasonable demands [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [mila voatsiary] 10 demander l'impossible [1.3, 1.196]
[mila voatsiary] 11 (lit. chercher un fruit pas encore formé)
12 avoir des exigences peu raisonnables [1.8]
13 inventer des motifs de discorde [1.196]
Tsipelina hafa  14 mila voatsiary

Fivaditsoratra  15 mila voatsiary, mila voa tsy ary

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17