|
|
|
|

Entry1  ministera
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [minisiTEra] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana
Explanations in English  5  [1.7] a government department or ministry
Explanations in French  6  [1.66#764] sampan-draharaha ambony ao amin' ny fitondram-panjakana
7  [1.8] un ministère du gouvernement
Examples  8  [2.113] Tamin' izany, dia nisy ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina.
9  [4.27] Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa.
Vocabulary  10  Politique
Analogs  11  minisitra

Anagrams  12  maneritsy, maƱeritsy, ministera, miraƱitse, simenitra

Updated on 2025/08/10