Entry | 1 mipitika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 pitika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho Miala tampoka dia mitsambikina: Nipitika ilay parosy teto ka tsy hitako izay nalehany |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |