|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirabaraba
Fototeny  2 rabaraba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao tsy ampiheverana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to spread on the ground, to spill [Provincial] [1.2]
6 This word is used in Imerina in describing the running here and there of a person in search of something. See raparapa [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 agir sans réflection, sans ordre [1.3#496]
Ohatra  8  Io no mirabaraba an-draharaha, fanao fahiny raha niandry olona lasa nisaika. [2.245#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mirabarabà
Fototeny  14 rabaraba
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirabaraba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#496]

Fivaditsoratra  16 mibarabara, mirabaraba, mirabarabà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27