|
|
|
|

Entry1  miramirana
Part of speech  2  adjective
Root  3  mirana
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miramiran-dava io zazavavy io
10  [1.13] falifaly, ravoravo
Explanations in French  11  [1.3#442, 1.13] radieux
12  [1.3#442] content, enjoué, réveillé
Examples  13  [1.3#442>Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie)] Miramiramn-tarehy izy (Il a la figure radieuse de joie)
14  [2.324] Ny tarehiny hatsatra toa miramirana ao anatin ny volony milobolobo mandrakotra ny endriny.
Synonyms  15  mirana
Analogs  16  ravoravo, miriadriaka, sariadriaka
Proverbs  17  Proverbs containing the word miramirana

Anagrams  18  amiramiran, marimarina, miramirana, namiramira

Updated on 2025/07/29