Entry | 1 miratra |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 ratra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana |
Explanations in French |
8 [1.3] décroître; se dit de la lune |
Examples |
9 [1.381#] ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. |
Vocabulary |
10 Astronomy |
Anagrams | 11 iratram, maratry, maritra, miratra, ratraim |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |