|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miraviravy ny masoandro |
| Singan-teny | 2 miraviravy, 3 maso, 4 andro |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 efa hariva, madiva hilentika, mby hisoka ny masoandro
[1.1] |
| Voambolana | 7 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|