Entry | 1 mirifatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 rifatra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona |
Examples |
9 [2.470] Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mirifatra |
Anagrams | 11 mifaritra, mirafitra, mirifatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |