|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  miroaka
Fototeny  2 roaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to drive cattle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 pousser du bétail devant soi [1.8]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)9  miroaka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 mitrona [Tanosy] [1.78]
Voambolana  12  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/3)13  miroaka
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 mirongatra, tsara faniry [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  16 amokary, 17 miraoka, miroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12