|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misabaka |
| Fototeny | 2 sabaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijoro ka ahataka ny tongotra roa ho malalaka ny elanelany: Misabaka fandeha izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to straddle;
6 to open, as a stepladder, a compass, etc [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 avoir les jambes écartées;
8 s'écarter comme les branches d'un compas, 9 d'une échelle pliante [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 sompirana misabaka |
| Teny iditra (2/2) | 15 misabakà |
| Fototeny | 16 sabaka |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misabaka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | misabakà, misabaka, 18 sambaika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|