|
|
|
|

Entry1  misafofoka
Root  2  safofoka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mianjera
Voan' ny aretin-tampoka [1.1]
Explanations in French  5  Tomber, être saisi d’une attaque [1.3#556]
Examples  6  Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy; [2.587#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Vocabulary  10  Health

Updated on 2025/09/12