|
|
|
|

Entry (1/2)1  misakana
Part of speech  2  active verb
Root  3  sakana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana
Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho
Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray
Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany
Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy
Explanations in English  11  [1.7] to hinder, to impede
Explanations in French  12  [1.8] empêcher, faire obstacle
Examples  13  [2.471] - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany?
Proverbs  14  Proverbs containing the word misakana

Entry (2/2)15  misakàna
Part of speech  16  imperative of active verb misakana [Full list]
Root  17  sakana
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]

Anagrams  20  isakanam, kamasina, mañakasy, mañasaky, mañisaka, misakàna, misakana, misanaka, namisaka, nasimaka, nisamaka

Updated on 2025/08/10