|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misambo-boa tsy latsaka |
| Singan-teny | 2 misambotra, 3 voa, 4 tsy, 5 latsaka |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 maimaika hahazo zavatra tsy mbola azo antoka na teny enti-milaza fanamelohana ny hafa, na dia tsy mbola voazavany aza izay tiany hambara
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Prendre un fruit avant qu’il tombe; fig. s’empresser avant que rien soit conclu ; accuser quelqu’un ou se fâcher contre lui, avant qu’il se soit expliqué; se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive
[1.3#569] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|