|
|
|
|

Entry1  misambo-teny
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  misambotra, teny
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manao fanakianana avy hatrany amin' ny teny izay henony, ary dia iny no roritiny na tsy mbola reny aza ny teny rehetra mbola hambara aoriana
Explanations in French  5  [1.3#570] saisir au passage des paroles échappées; en profiter, se hâter d’obtenir quelque chose avant une conclusion définitive

Updated on 2025/07/29