|
|
|
|

Entry1  misandoka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy
Milaza tena, mihambo ho tompon-javatra iray, nefa tsy izy: Nisandoka ny antsasaky ny tanimbariko izy fa zanak' olona mpirahalahy, hono, izahay
Explanations in English  4  [1.7] to pose as another person
Explanations in French  5  [1.8] se donner pour ce qu'on n'est pas
Root  6  sandoka
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2024/12/11