Entry | 1 misandratra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sandratra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Miakatra, mianika amin' ny toerana avo, misondrotra, misavoana: Misandratra eny amin' ny habakabaka ny papangohazo Miakatra amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Nisandratra kosa tato ho ato ny mpilalao baolin' i Madagasikara |
Explanations in English |
10 [1.7] to rise; to be promoted |
Explanations in French |
11 [1.8] s'élever; être promu en grade ou en dignité; cf. misondrotra |
Examples |
12 [2.48] mba hisandratra ny aina! 13 [2.131] fa na intelo misandratra aza ny avoko ka intelo tsinana ny Alahamady ny fitia aza mba atao lany |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word misandratra |
Anagrams | 15 Mandritsara, misandratra, tsaramandry |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |