Entry | 1 misitery |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in French |
5 [1.59] mystère: Ny misiterin' ny Trinité Masina (Le mystère de la Sainte Trinité) |
Examples |
6 [1.381#] Betsaka tokoa ny zava-miafina (misitery) momba ny fiainan' olombelona. 7 [2.285#] Vantany vao dify ny zoron-tamboho izy mianaka, dia niainga ny roa taminay hanaraka azy, fa nifanarahanay ny hanaovana izay hahalalana ity misitery momba ny eion' i Paritra ity. |
Other spellings | 8 mistery |
Anagrams | 9 mieritsy, misitery |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |