|
|
|
|

Entry1  misotro
Part of speech  2  active verb
Root  3  sotro
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga
Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona.
Explanations in English  18  [1.7] to drink
Explanations in French  19  [1.8] boire
Analogs  20  manala hetaheta, miala hetaheta, miboboka, migoka, manao gorodana, manao gagaka, manao gok' omby, mitohoka, manao kararana, minona
Proverbs  21  Proverbs containing the word misotro

Anagrams  22  mirotso, misotro, somotry, sotroim, torosim

Updated on 2025/08/10