|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitady |
| Fototeny | 2 tady |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita
5 Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to seek, to look for
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 chercher
[1.8] |
| Ohatra |
8 Eny, mitady izany izy, mikaroka izany.
[2.470#]
9 Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 17 mitady |
| Fototeny | 18 tady |
| Sokajin-teny | 19 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 vita tady
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 twisted
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 22 dimaty, 23 madity, mitady |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|