Entry (1/2) | 1 mitangorona |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tangorona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona |
Explanations in English |
9 [1.7] to surround, to encircle |
Explanations in French |
10 [1.3#672, 1.8] se réunir tout autour 11 [1.3#672] être réunis, groupés 12 [1.8] encercler; s'attrouper |
Examples |
13 [2.356#] mitangorona ny vahiny hijery sy hilaino. 14 [1.437#] Ny mpizaha amin' izany dii mitangorona be manodidina. 15 [2.508#] mitangorona maro amin' ny toerana iray ny tsangambaton' ny fianakaviana sasany. |
Analogs | 16 mifanizina, mivotretrika, mifanety, miady hihy, mikatona, mifanesika, mifanitsa-kitro, mamorom-potsy, manao faribolana, manao lahirodona, mihahohaho, mihalohalo |
Entry (2/2) | 17 mitangoròna |
Part of speech | 18 imperative of active verb mitangorona [Full list] |
Root | 19 tangorona |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3#672] |
Anagrams | 22 itangoronam, mitangorona, mitangoròna |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |