|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitanjaka |
| Fototeny | 2 tanjaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy:
5 "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo" [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be naked
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être nu; nu
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 12 miboridana, 13 midizidizy, 14 mihanjabelona, 15 mihanjahanja, 16 mihanjaka, 17 mihazihazy, 18 misongadina, 19 mitazotazo, 20 mitotojanjina, 21 mitotozanjina, 22 mivongady |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 24 kijamanta, mitanjaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|