|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitanontanona
Fototeny  2 tanontanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitovy amin' ny mananontanona: Mitanontanon-dava eo akaikiko io adala io [1.1]
Ohatra  5  misy zavatra mitanontanona eto amin' ny tanindrazantsika. [2.472]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mitanontanòna
Fototeny  11 tanontanona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanontanona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 miontanontana, mitanontanona, mitanontanòna, 14 mitonantonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27