|
|
|
|

Entry1  mitarozaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  tarozaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io
Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany
Explanations in English  8  [1.2] to hang down, to hangout
Explanations in French  9  [1.3] ĂȘtre long, fluet et pendant, pendiller
ĂȘtre redit sans cesse, durer longtemps
Other spellings  10  mitarozika

Anagrams  11  mikaozatra, mitarazoka, mitarozaka

Updated on 2025/07/29