|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miteraha fito lahy fito vavy |
| Singan-teny | 2 miteraha, 3 fito, 4 lahy, 5 vavy |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 firariana atao ho an' ny mpivady vao mba hiteraka maro, ho maro fara sy dimby
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|