|
|
|
|

Entry1  mitoetra
Part of speech  2  active verb
Root  3  toetra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra?
Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo?
Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy
Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga.
Explanations in English  14  [1.7] to dwell; to rest; to sit
Explanations in French  15  [1.8] habiter, rester
Examples  16  [2.324] Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela.
17  [2.470] Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao.
Synonyms  18  mitomoetra
Proverbs  19  Proverbs containing the word mitoetra

Anagrams  20  atemitro, mitoetra

Updated on 2025/08/10