Entry | 1 mitolaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tolaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Mihodina (amin' ny lahin-tsaviliny) mivoha: Amboary io varavarana io fa mitolaka foana tsy mety mamoha Tailana, mivilana, mivaona: Mitolaka izany tohatra izany ha handratra |
Anagrams | 8 maty loka, milotaka, mitakalo, mitolaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |