Entry | 1 mitolona |
Root | 2 tolona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1] 5 manao tolona [Tambahoaka] [1.78] |
Examples |
6 mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa.
[2.472]
|
Morphology |
|
All compound words | 11 3 combinations of this word |
Synonyms | 12 mifampitolona |
Analogs | 13 mibeda, mangeja, mangia, mamia, mamihina |
Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
Anagrams | 15 mitolona, 16 tolomina |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |