|
|
|
|

Teny iditra1  mitondra hodi-nato miantsinanana
Singan-teny  2 mitondra, 3 hoditra, 4 nato, 5 miantsinanana
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitondra zavatra amin' ny toerana nialany teo aloha ihany
8 (ny nato mantsy avy any an' ala atsinanana ihany) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 porter de l'eau à la rivière [2.165]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17