Entry | 1 mitony |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tony |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany? Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela |
Explanations in English |
10 [1.7] to be calm, to be quieted |
Explanations in French |
11 [1.3#727] être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~ Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée) se ralentir, se dit des affaires, des corvées 12 [1.8] se calmer, s'apaiser |
Examples |
13 [2.472] Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy 14 [2.528#141] Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe! |
Anagrams | 15 mitony, motiny |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |