|
|
|
|

Teny iditra1  mitora-jofo
Singan-teny  2 mitoraka, 3 jofo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fitokoavana  5 mijofo [1.1]
Ohatra  6  Tsy nisy orana na erikerika andro vitsivitsy, hany ka mitorajofo ery ny vovoka amin' ny arabe migodàna. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/27