Entry (1/2) | 1 mitosy |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tosy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mikasika (amin' ny lalao kanety) |
Vocabulary |
9 Game |
Entry (2/2) | 10 mitosy |
Part of speech | 11 active verb |
Root | 12 tosy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenam-pitia amin' ny olona ifampiresahana: Mitositosy amin-dreniny erỳ io zaza io |
Anagrams | 18 miotsy, misito, mitosy, sitimo, tsimio |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |