|
|
|
|

Entry1  mitrotro
Part of speech  2  active verb
Root  3  trotro
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] mamihina olona na zavatra amin' ny sandry izay ankinina amin' ny tratra
Explanations in French  9  [1.3] porter sus sa poitrine, entre ses bras
Examples  10  [2.472] Tao andrefan' i Vodiala teo akaikin' ny tetezan' I Sahabe, indray alahady maraina, vehivavy iray mitrotro zaza, no nandalo ndeha hiangona.
11  [2.5] Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka.
Analogs  12  mibaby
Proverbs  13  Proverbs containing the word mitrotro

Anagrams  14  mitrotro, trotroim

Updated on 2025/07/29