|
|
|
|

Entry1  mitsinjo avo avaratra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mitsinjo, avo, avaratra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mihevitra loatra ny fananan' ny ray aman-dreny ka mihaitraitra tsy mety miasa na miahy tokantrano

Updated on 2025/07/29