|
|
|
|

Teny iditra1  mitsongo
Fototeny  2 tsongo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manongo [Taisaka, Tanosy] [1.78]
5 mioty [Tambahoaka, Tanosy] [1.78]
6 Maka anana ka ny hohon-tanana no anapahana azy: Lasa nitsongo anana i Fara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to pick by pinching off; to pinch, to feel by pinching [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 cueillir en pinçant, palper en pinçant [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17