Entry (1/2) | 1 mivonona |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 vonona |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Vita fiomanana: Nivonona hiady izy matoa sahy mamaky ady Mikasa: Nivonona hianatra izy raha vao nifoha Manomana, manangona: Nivonona fiadiana ny tanàna |
Explanations in English |
9 [1.7] to get ready to be prepared |
Explanations in French |
10 [1.8] être prêt, se préparer à faire une chose |
Examples |
11 [2.470] Miandry ny kalesin-dalamby izy ireo ary matahotry ny hilaozany ka mivonona adiny iray na roa alohan' ny fahatongavany. |
Analogs | 12 miomana, misikina, miatrana, manatrika |
Entry (2/2) | 13 mivonòna |
Part of speech | 14 imperative of active verb mivonona [Full list] |
Root | 15 vonona |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 anonovim, mivonòna, mivonona |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |