|
|
|
|

Entry1  mivoraka
Root  2  voraka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara
Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano
Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany
Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity [1.1]
5  [mivôraka] matavy [Bezanozano] [1.78]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Anagrams  9 mavoraky, 10 mivoraka

Updated on 2025/09/12