Entry | 1 mizaha |
Root | 2 zaha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha mijery: Lasa nizaha hira gasy izy telo mianaka Mitady, mikaroka zavatra: Tapak' andro maninjitra aho no nizaha ny solomasoko Mitsapa: Mizaha toetra ny mpiasa matetika ny mpampiasa [1.1] 5 mijery [Bezanozano] [1.78] 6 mijery, mitazana, mitady [Sihanaka] [1.78] |
Explanations in French |
7 Regarder, considérer, chercher; sonder [1.3] |
Examples |
8 ary indroa izy no mizaha ny zaza amy ny indrai-andro;
[2.59]
9 Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528] 10 Ary hoy Lord Palmerston, ento mizaha ny zavatra rehetra izy ry Mr Freeman. [2.366] |
Morphology |
|
All compound words | 15 5 combinations of this word |
Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
Anagrams | 17 mihazĂ , mihaza, 18 mizaha |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |