|
|
|
|

Entry1  mizaha tavan' olona
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mizaha, tava, olona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] miangatra; mifidifidy olona ka mampiseho fiangarana indrindra raha misy tombontsoa zaraina
Explanations in French  5  [1.3] Partial, qui fait acception de personnes
Synonyms  6  mijery tavan' olona

Updated on 2024/12/10