|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tava |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 le visage, la face, la figure
[1.3] |
| Voambolana | 5 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 20 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 20 tava |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 tolona (ady)
[Taisaka]
23 ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 24 tava |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 paroi
[1.13] |
| Mpanahaka | 27 telotava |
| Kamban-teny rehetra | 28 tava nangalana |
| Fivaditsoratra | tava, 29 vata |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|