|
|
|
|

Entry1  mizotra
Root  2  zotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandeha: Mizotra tsara ny soavalinao izany
Mandeha milamina, misosa: Mizotra tsara ny fianarako
Mandeha, mivalana, mikoriana: Raha efa avy eto, dia mizotra mianavaratra ity renirano ity
Mahazo, mihazo: Nizotra tamin' ny arabe fa tsy tamin' ny lalan-kely akory izy [1.1]
Examples  5  nefa mizotra tsy fĂ­diny amin'izany hiany izahay. [2.59#266]
6  Mety raha lazaina fa ny rehirano ao Manalalondo dia mizotra mianavaratra; [2.588#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
All compound words  11  9 combinations of this word
Analogs  12  mitanjozotra, mifanjohizohy, milahatra, mitandahatra, mitandavana, mitomandavana, mifanao aloha sy aoriana, manao ranolava, manao valala manjohy, manao tohy vakana, manao tohy lava, manao tohy lahy, manao zo-balala, manao tsoa-tokana
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2025/10/08