|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  mongo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Potika toy ny vovoka, torotoro, montsamontsana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 crushed to pieces, crushed to atoms, pulverized [1.2#442]
Fanazavàna teny frantsay  5 écrasé, moulu, pulvérisé ; figuré: battu [1.3#444]
Ohatra  6  Marina aloha fa ny mahantra be dia olona potika, mongo, konka. [1.369#]
7  Koa raha misy olombelona miraviravy tanana sy manao voro-mitahy havana amin'izany, na borozano na miaramila - tsy dia hatao mongo tokoa? [2.298#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/6)23  mongo
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 karazan-kazo [1.1]
Voambolana  26  Haizavamaniry

Teny iditra (3/6)27  mongo
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 ampombo [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]
Voambolana  30  Haizavamaniry: ahitra

Teny iditra (4/6)31  mongo
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 Nongona, montotra [1.1]

Teny iditra (5/6)34  mongo
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny frantsay  36 (de mongo : écrasé, broyé). Nom général des espèces riches en mucilages qu'on écrasait au pilon pour préparer les mordants de teinturerie.
37 Principalement Dionychia bojeri Naudin ined. (Melastomaceae). Voir aussi felambarika. [Bara, Betsileo] [1.196]
Voambolana  38  Haizavamaniry

Teny iditra (6/6)39  mongo
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny frantsay  41 (déformation fréquente de bongo).
42 Garcinia pauciflora Baker et Ochrocarpos orthocladus (Baker) H.Perrier (Clusiaceae). [Merina, Betsileo]
43 Ochrocarpos bongo R.Vig. & Humbert, Ochrocarpos perrieri R.Vig. & Humbert, Rheedia excelsa R.Vig. & Humbert et Rheedia madagascariensis (Planchon & Triana) H.Perrier (Clusiaceae). [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  44  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17